Teny iditra | 1 didiko fe lehibe (didy) |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao 4 Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1] |
Tovy hevitra | 5 didy boraingina, didy boraingona, teniko fe lehibe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |